Fandraisana. Birao. Zaikabe 2011. Hira. Samihafa. Raki-tsary. FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY - EGLISE PROTESTANTE MALGACHE EN FRANCE Sekoly Alahady FPMA

Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompo tonga mitsidika izao tranok’ala izao.

Tranok’ala natokana ho entina ifandraisana sy ifampizarana ny ho enti-manana ny amin’ny fampandrosoana sy fikarakarana ary fikolokoloana ireo zanantsika ao amin’ny sampana Sekoly Alahady.

Ahitanao soa sy fifaliana ny fahatongavanao ato.

Ny asan’ny Sekoly alahady dia asa misiona izao miorina sy mijoro amin’ny tenin’ny Tompo manao hoe :

« Koa mandehana ianareo dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra »

Matio 28:19

• Mifanompo.

• Mifanabe.

• Mifandray.

• Mifanampy.

• Mifanasoa.

• Mifampitondra ambavaka.

• Mifananatra.

Teny fandraisana

Foto-kevitra ijoroan’ny sampana Sekoly Alahady

SORATRA MASINA

« Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao Izay Andriamanitra tokana sady marina sy Jesosy Kristy Izay efa nirahinao. »
Jaona 17.3

Fandraisana

VAOVAO

Raki-tsary zaikaberouen