Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Lehibe sy mahery tsy misy tsy ainy atao
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Lehibe sy mahery tsy misy tsy ainy atao
Ny temdrombohitra, ny ranomasina,
Ny lanitra Azy avokoa.
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Lehibe sy mahery tsy misy tsy ainy atao
Hira